i Kristy no tena vato velona (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I Kristy no tena vato tononkira.serasera.org velona
Eo aagvwm amboniny no miorina
ny fiangonana velona
Ny tenin'Andriamanitra no ivelomanay
Ny Eokaristia no sakafonay
Mankahery anay, mampijoro anay
Zahay vahoak'Andriamanitra
l-Isika no fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voatokana ho Mpisorona qdqo (bis)
Manamasin-tena amin'ny vavaka
Mandray ireo karazam-pahasoavana
Voatokana ho dhgswso Mpisorona (bis)
2-Isika no Fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voaantso ho tonga Mpaminany (bis)
Mirotsaka ary koa mikatroka
Ho vavolombelon'ny finoana
Voaantso ho tonga Mpaminany (bis)
3-lsika no Fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voahosotra ho mpanjaka (bis)
Hiezaka sy mahafoy tena
Hamelona hatrany ny Fiangonana
Voahosotra ho Mpanjaka (bis)
4 -Isika no Fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voatokana ho Mpisorona (bis)
Voaantso ho tonga mpaminany (bis)
Voahosotra ho Mpanjaka (bis)
Ho Mpisorona
Ho tonga mpaminany
Ho Mpanjaka
Eo aagvwm amboniny no miorina
ny fiangonana velona
Ny tenin'Andriamanitra no ivelomanay
Ny Eokaristia no sakafonay
Mankahery anay, mampijoro anay
Zahay vahoak'Andriamanitra
l-Isika no fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voatokana ho Mpisorona qdqo (bis)
Manamasin-tena amin'ny vavaka
Mandray ireo karazam-pahasoavana
Voatokana ho dhgswso Mpisorona (bis)
2-Isika no Fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voaantso ho tonga Mpaminany (bis)
Mirotsaka ary koa mikatroka
Ho vavolombelon'ny finoana
Voaantso ho tonga Mpaminany (bis)
3-lsika no Fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voahosotra ho mpanjaka (bis)
Hiezaka sy mahafoy tena
Hamelona hatrany ny Fiangonana
Voahosotra ho Mpanjaka (bis)
4 -Isika no Fiangonana velona
Onenan'ny Fanahin'Andriamanitra
Voatokana ho Mpisorona (bis)
Voaantso ho tonga mpaminany (bis)
Voahosotra ho Mpanjaka (bis)
Ho Mpisorona
Ho tonga mpaminany
Ho Mpanjaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 1088
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 31/10/2023 14:41
