Fa ny Fahasoavan' Andriamagnitsa (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kykgj I-    E! He! He! ee!
Ny Famindram-ponao Razezo
ro aigna ivelomanay e!
Agnao ro loharanom- pahasoavanay vory eto ‘zao

Ny andronay ny asanay atolotsa Anao
Ho Voninahitsao Mpahary anay e!
Mitsaotse ee Anao roa Baba
Fa ny Fahasoavan'  Andriamagnitsa ,
ro naha toy izao anay

II-  E! He! He! ee!
Fitiavanao ro vona agneglls ijoroanay izao e!
Ny Fahendrena sy fahamasinanay dia hatagny  aminao e!...

III- Omeo e omeo e
Omeo fagnatignana agnay fa mendrika ny mdxcge Fahasoavanao
   tononkira.serasera.org  Vonjeo e, vonjeo e
Vonjeo mba hahazo  ny famindram-ponao agnay Razezo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Taratr'i Maria
Visites : 13
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ramanantsialonina
Date : 05/10/2026 08:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0651