Fa ny Fahasoavan' Andriamagnitsa (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I- E! He! He! ee!
Ny Famindram-ponao Razezo
ro aigna ivelomanay e!
Agnao ro loharanom- pahasoavanay tononkira.serasera.org vory eto ‘zao
Ny andronay ny asanay atolotsa Anao
Ho Voninahitsao Mpahary anay ktwizhds e!
Mitsaotse ee Anao roa Baba
Fa ny gzynq Fahasoavan' Andriamagnitsa ,
ro naha toy izao anay
II- E! He! He! ee!
Fitiavanao ro qzaois vona ijoroanay izao e!
Ny Fahendrena sy fahamasinanay dia hatagny aminao e!...
III- Omeo e omeo e
Omeo fagnatignana agnay fa mendrika ny Fahasoavanao
Vonjeo e, vonjeo e
Vonjeo mba hahazo ny famindram-ponao agnay Razezo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 15
Likes : 0 Like
Created by : Ramanantsialonina
Date : 05/10/2026 08:56