Noho ny helokao (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pakzw Noho ny Helokao
Ilay Mpamonjy, no mandondona ao am-ponao anio
Ilay Mesia, Zanak'Andriamanitra
Nanetry tena, ka nidina ho ambany kely tety
Satria tsy mba foiny ianao
Fa sarobidy loatra ianao k'izany no antony
Nanavotany indray anao
Fa sarobidy loatra ianao k'izany no vlazux antony
Nanolorany ny zanany
Fa raha ny heloko rehetra no indro adininy ahy
Ho zakako va re, ny hanatrika anao
Refrain:
Fa tononkira.serasera.org maty Jeso, nisolo ny heloko
Ny fahotako, no nanamelohana azy e!
Ka ory ny hydz fanahiko satria tokoa ianao,
Nitondra ny hazo fijaliana
Fa velona indray, resy ny fasana
'Lay fahavalo, dia sina foana teo
K'atolotro ho anao tokoa ny tenako Jesô
Ho onitr'ireo heloka vitako
A/C: Vahatra (c) Rina Rnt

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Sedera AmbalavatoVisites : 344
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : todinirinaelie
Date : 10/07/2025 17:55