Hiderako anao (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xoujkb 1.Ny androko no efa natokako
Ny andro androany (Raiko) natokako hiderako anao
Fiv:
Ny androko no efa natokako hiderako anao
Ny tononkira.serasera.org andro androany (Raiko) natokako hiderako anao
2.Sambatra aho satria manana anao
Mitahy sy (Raiko) mitsimbina ahy ka isaorako anao
3.Tantanonao ny hoaviko
Sy izay rehetra (Raiko) mbola hatao amin’ny fiainako
4.Tsy hitsahatra aho ny hidera anao
Ny androko (Raiko) rehetra ho anao tsisy fetra
ixazqtw
Tonony : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat et Chorale O.F.A Fianarantsoa
Feony : EPALA Lovasoa nfdjln Huberto Fortunat

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVisites : 1627
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Huberto
Date : 14/08/2015 09:57