Hiderako anao (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny androko no efa tononkira.serasera.org natokako
Ny andro androany (Raiko)  natokako hiderako anao

Fiv:
Ny androko no efa natokako hiderako anao
Ny qghv andro androany (Raiko) rbiavpjj  natokako hiderako anao

2.Sambatra aho satria manana anao
Mitahy sy (Raiko) mitsimbina ahy ka isaorako anao

3.Tantanonao ny hoaviko
Sy izay rehetra (Raiko) mbola hatao amin’ny fiainako

4.Tsy hitsahatra aho ny hidera anao
Ny androko (Raiko) rehetra ho anao tsisy fetra

Tonony : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat iouyvejt et Chorale O.F.A Fianarantsoa
Feony : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293