HANARAKA ANAO (Chorale Amboaram-Piderana Mangatany)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°/ Izao tontolo izao mitarik’ahy
Tsy anao ny sitrakao sy ny ho mpanomponao
Nefa tsapako fa tsy mahasoa ny fiainako
Izay tiany atolotra ho ahy

REF:
Anio Jesoa hiezaka aho handao
Ireo zava-tsy fanao, ô ampionao
Eny hafao aho re Jeso
Fa hanaraka Anao

2°/Izaho Jesosy te hiroso lalindalina
Amin’ny fanompoana Anao
Hitanao, tsy miafina aminao
Ny hetahetako ao anatiko ao

REF:
Anio Jesoa hiezaka aho handao
Ireo zava-tsy fanao, ô ampionao
Eny hafao aho re Jeso
Fa hanaraka Anao

Eny afao aho afao re Jeso
Fa hanaraka, hanaraka Anao
HANARAKA ANAO.

A/C : Benjamina & Harimanitra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Amboaram-Piderana Mangatany
Visites : 1051
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AmboaramPiderana
Date : 17/02/2019 11:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1587