HANARAKA ANAO (Chorale Amboaram-Piderana Mangatany)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°/ Izao tontolo izao mitarik’ahy
Tsy anao ny sitrakao sy ny ho mpanomponao
Nefa tsapako fa tsy mahasoa ny fiainako
Izay tiany atolotra xqrttlis ho ahy
REF:
Anio Jesoa hiezaka aho handao
Ireo zava-tsy fanao, ô ampionao
Eny hafao aho re Jeso
Fa hanaraka Anao
2°/Izaho Jesosy te hiroso lalindalina
Amin’ny fanompoana Anao
Hitanao, tsy miafina aminao
Ny hetahetako ao anatiko ao
REF:
Anio Jesoa hiezaka aho tononkira.serasera.org handao
Ireo zava-tsy fanao, nlcqdt ô ampionao
Eny hafao aho re Jeso
Fa hanaraka Anao
Eny afao aho afao re Jeso
ivtigjt Fa hanaraka, hanaraka Anao
HANARAKA ANAO.
A/C : Benjamina & Harimanitra
Tsy anao ny sitrakao sy ny ho mpanomponao
Nefa tsapako fa tsy mahasoa ny fiainako
Izay tiany atolotra xqrttlis ho ahy
REF:
Anio Jesoa hiezaka aho handao
Ireo zava-tsy fanao, ô ampionao
Eny hafao aho re Jeso
Fa hanaraka Anao
2°/Izaho Jesosy te hiroso lalindalina
Amin’ny fanompoana Anao
Hitanao, tsy miafina aminao
Ny hetahetako ao anatiko ao
REF:
Anio Jesoa hiezaka aho tononkira.serasera.org handao
Ireo zava-tsy fanao, nlcqdt ô ampionao
Eny hafao aho re Jeso
Fa hanaraka Anao
Eny afao aho afao re Jeso
ivtigjt Fa hanaraka, hanaraka Anao
HANARAKA ANAO.
A/C : Benjamina & Harimanitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Amboaram-Piderana MangatanyHits : 1647
Likes : 1 Like
Created by : AmboaramPiderana
Date : 17/02/2019 11:40
