FANEVA 50 STK SY 30 APM (Chorale Amboaram-Piderana Mangatany)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Isaoranay ny Anaranao ry
Ray tsitoha
Noho ny fitahianaoanay
Fa mbola velon'aina soamantsara koa
Mba ho voninahitrao 'zahay

REF:
Hianareo no fahazavana hoy Ianao
Anaty haizin-kitrok'ali-mitataho
Hianareo no ho vavolombelona
Hanambara Ahy amin'ny olona

2)Fanahy mahery yxxjws sy fitiavana no ilaina
Hoentinao miady matokia
Koa aoka isika hijoro tsara tsy hivena
Ho miaramilan'i Kristy

REF:
Hianareo no fahazavana hoy Ianao
Anaty haizin-kitrok'ali-mitataho
Hianareo no ho vavolombelona
Hanambara Ahy amin'ny olona

3)Andeha isika hizara hatrany sy hitory
Ny Filazantsaran'i Jesoa
K'ireo tsy mino sy mania dia ho voavory nbrhyrl
Ho am-bala masin'i edynapqc Jesoa

REF:
Hianareo no fahazavana hoy Ianao
Anaty haizin-kitrok'ali-mitataho
Hianareo no ho vavolombelona
Hanambara Ahy amin'ny olona
                     tononkira.serasera.org            
                              A/C : RAZAFINDRAKETAKA Elyse & NAINA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Amboaram-Piderana Mangatany
Vangy : 1607
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AmboaramPiderana
Daty : 17/02/2019 11:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298