JESOA NO LALANA (Chorale Amboaram-Piderana Mangatany)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°/Taona maro izay no vita
Niezaka izahay ny hampita
Ny fahazavanao, sy nanolokolo
Ny olona rehetra sy ny tontolo

REF: Jesoa nolalana sy fahamarinana
Ary fiainana, azo antoka
Hatrany

2°/Ady tena ady ny ety
‘Zany anefa tsy hahakivy
Fa hiroso hatrany, hiely eran-tany
Hanatràtra ny tanjona

REF: Jesoa nolalana sy fahamarinana
Ary fiainana, azo antoka Hatrany

3) Ry olona ô mahaiza ianao mandre
Ny fonao koa diovy re
Tsy hierika etsy sy eroa
fa satana anie milofo koa

REF: Jesoa nolalana sy fahamarinana
Ary fiainana, azo antoka Hatrany

A/C : Benjamina & Harimanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Amboaram-Piderana Mangatany
Vangy : 764
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AmboaramPiderana
Daty : 17/02/2019 11:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0721