Ampidiro aloha ny tenimiafina
Amboaram-Piderana (Chorale Amboaram-Piderana Mangatany)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo ô ! misaotra Anao ‘zahay
Noho ny Fitiavanao
Nanomezanao yfop ‘ty andro iray
Hanompoanay qwpcnu Anao
Ref :
Amboram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
Amboaram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
2) Tompo ô ! atolotray Anao
‘Zay talenta azonay
Entinay mba hanompoana Anao
Ny fo sy ny fanahinay
Ref :
Amboram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
Amboaram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
3) Tompo gkof ô ! atolotray Anao
‘Zao amboaran-kira izao
Amboaram-Piderana entinay
Ho Anao mandrakizay.
Ref :
Amboram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
Amboaram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
A tononkira.serasera.org /C : Pasteur : RAKOTO Edouard
Noho ny Fitiavanao
Nanomezanao yfop ‘ty andro iray
Hanompoanay qwpcnu Anao
Ref :
Amboram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
Amboaram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
2) Tompo ô ! atolotray Anao
‘Zay talenta azonay
Entinay mba hanompoana Anao
Ny fo sy ny fanahinay
Ref :
Amboram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
Amboaram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
3) Tompo gkof ô ! atolotray Anao
‘Zao amboaran-kira izao
Amboaram-Piderana entinay
Ho Anao mandrakizay.
Ref :
Amboram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
Amboaram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
A tononkira.serasera.org /C : Pasteur : RAKOTO Edouard
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Amboaram-Piderana MangatanyVisites : 1190
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AmboaramPiderana
Date : 17/02/2019 11:41
