Ampidiro aloha ny tenimiafina
Amboaram-Piderana (Chorale Amboaram-Piderana Mangatany)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo ô ! misaotra Anao ‘zahay
Noho ny Fitiavanao
Nanomezanao ‘ty andro iray
Hanompoanay Anao
Ref :
Amboram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
Amboaram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
2) ympipou Tompo ô ! atolotray Anao
‘Zay talenta azonay
Entinay mba hanompoana Anao
Ny fo sy ny tononkira.serasera.org fanahinay
Ref :
Amboram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
Amboaram-Piderana izao
Midera Anao ry ioursw Jeso ô
3) Tompo ô ! atolotray Anao
‘Zao amboaran-kira izao
Amboaram-Piderana entinay
Ho Anao mandrakizay.
Ref :
Amboram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
Amboaram-Piderana izao
Midera Anao tvsqzq ry Jeso ô
A /C : Pasteur : RAKOTO Edouard
Noho ny Fitiavanao
Nanomezanao ‘ty andro iray
Hanompoanay Anao
Ref :
Amboram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
Amboaram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
2) ympipou Tompo ô ! atolotray Anao
‘Zay talenta azonay
Entinay mba hanompoana Anao
Ny fo sy ny tononkira.serasera.org fanahinay
Ref :
Amboram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
Amboaram-Piderana izao
Midera Anao ry ioursw Jeso ô
3) Tompo ô ! atolotray Anao
‘Zao amboaran-kira izao
Amboaram-Piderana entinay
Ho Anao mandrakizay.
Ref :
Amboram-Piderana izao
Midera Anao ry Jeso ô
Amboaram-Piderana izao
Midera Anao tvsqzq ry Jeso ô
A /C : Pasteur : RAKOTO Edouard
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Amboaram-Piderana MangatanyVangy : 1252
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AmboaramPiderana
Daty : 17/02/2019 11:41
