Misy antony (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay mitantana ahy tsy maintsy pesdyg miaritra
Ka hampianatra ahy izay tiany hatao
Azoko itokiana koa fa haharitra
Fitavozavozako fanao

Izay ekeko ho tena toky sy namako
Ho mpitarika ahy pmurqq rahatrizay
Dia izay mahay mitana cumil ny tanako
Raha sendra mba tononkira.serasera.org lavo aho indraindray

Efa fantatrao daholo ny toetrako
Ka tsy misy miafina aminao
Hitanao izay tontolo rehetrako
Ratsy ireo na soa imasonao

Fiv :
Izany no antony
Andraisako ny fitiavanao
Izany no antony
Ifidianako anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bessa
Visites : 21739
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 11/12/2002 10:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304