Misy antony (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay mitantana tononkira.serasera.org ahy tsy maintsy miaritra
Ka hampianatra ahy xhvzwcls izay tiany hatao
Azoko itokiana koa wfub fa haharitra
Fitavozavozako fanao
Izay ekeko ho tena toky sy namako
Ho mpitarika ahy rahatrizay
Dia trxt izay mahay mitana ny tanako
Raha sendra mba lavo aho indraindray
Efa fantatrao daholo ny toetrako
Ka tsy misy miafina aminao
Hitanao izay tontolo rehetrako
Ratsy ireo na soa imasonao
Fiv :
Izany no antony
Andraisako ny fitiavanao
Izany no antony
Ifidianako anao
Ka hampianatra ahy xhvzwcls izay tiany hatao
Azoko itokiana koa wfub fa haharitra
Fitavozavozako fanao
Izay ekeko ho tena toky sy namako
Ho mpitarika ahy rahatrizay
Dia trxt izay mahay mitana ny tanako
Raha sendra mba lavo aho indraindray
Efa fantatrao daholo ny toetrako
Ka tsy misy miafina aminao
Hitanao izay tontolo rehetrako
Ratsy ireo na soa imasonao
Fiv :
Izany no antony
Andraisako ny fitiavanao
Izany no antony
Ifidianako anao
--------
Link:
