Kolosiana 3 (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/iaino ny didy vaovao
Ka vonoy ny momba ny tena
Ary ocuilupk esory izao rehetra izao
Fa omeny anao ny tena harena
2/Itafio ny toetra vaoao
Meteza hanaiky izay lazainy
Fa ho lasa lavitra ianao
Izay anie no andrandrainy
3/Raha te ho olom-baovao
Aza wwxc miatsaravelatsihy
Ny marina sy ny mety atao
Dia ho faly ianao ka handihy
Ref: Fa mbola ambonin’ny fitiavana
Ilay fehin’ny fahatanterahana
Sy antoky ny fahombiazana
Nandrava ny efi-pisarahana
Sy antoky ny aaed fahombiazana
Rava ny efi-pisarahana tononkira.serasera.org
Ka vonoy ny momba ny tena
Ary ocuilupk esory izao rehetra izao
Fa omeny anao ny tena harena
2/Itafio ny toetra vaoao
Meteza hanaiky izay lazainy
Fa ho lasa lavitra ianao
Izay anie no andrandrainy
3/Raha te ho olom-baovao
Aza wwxc miatsaravelatsihy
Ny marina sy ny mety atao
Dia ho faly ianao ka handihy
Ref: Fa mbola ambonin’ny fitiavana
Ilay fehin’ny fahatanterahana
Sy antoky ny fahombiazana
Nandrava ny efi-pisarahana
Sy antoky ny aaed fahombiazana
Rava ny efi-pisarahana tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : azofi fjkm ambohipoVisites : 628
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 18:48
