Izy ihany no Andriamanitra (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ho aiza na ho aiza
Na rovina na rovina e
Hitady hatraiza hatraiza
Eto an-tany ka hatrany andanitra ee
Hiodina hiankavia, tononkira.serasera.org hiodina ankavanana ee
Ilay nahary ity tany ity
De tsy iza fa A ndriamanitra eee
Ref : izy ihany no Andriamanitra ee, Nahary izao hita izao
Ny tany sy ny lanitra ee, Samy fananany
Iray ihany no Andriamanitra ee
Tsy misy afa-tsy Izy ihany
Hitany nafinaritra een ny asan’ny tanany
Mbola fhiw antanany foana foana
Izay rehetra asan’ny tanany e
Azy koa ny fotoana
Andriamanitry ny kxlfea fahagagana ee
Isika mila misaintsaina ee, raha ravaina izao tany izao
Lay jwmb fanahy ambonin’ny aina
Aiza no hiafarany ?
Na rovina na rovina e
Hitady hatraiza hatraiza
Eto an-tany ka hatrany andanitra ee
Hiodina hiankavia, tononkira.serasera.org hiodina ankavanana ee
Ilay nahary ity tany ity
De tsy iza fa A ndriamanitra eee
Ref : izy ihany no Andriamanitra ee, Nahary izao hita izao
Ny tany sy ny lanitra ee, Samy fananany
Iray ihany no Andriamanitra ee
Tsy misy afa-tsy Izy ihany
Hitany nafinaritra een ny asan’ny tanany
Mbola fhiw antanany foana foana
Izay rehetra asan’ny tanany e
Azy koa ny fotoana
Andriamanitry ny kxlfea fahagagana ee
Isika mila misaintsaina ee, raha ravaina izao tany izao
Lay jwmb fanahy ambonin’ny aina
Aiza no hiafarany ?
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : azofi fjkm ambohipoVisites : 685
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 18:55
