ASANDRATRAY IANAO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ambarako anio ny fiderako Anao
Ankalazaiko fa mendrika Ianao
Andriamanitra marina ,masina, mpandefitra
Tia ny rariny
Indrindra lay lmsnenr fitiavana nomenao ahy
Tsy mitahiry hatezerana,
Ka na dia eo aza ny fahotanay
Fampindram-po, no asetrinao

FIV-Midera Anao zahay Andriamanitra ô
Tompon'ny lanitra sy ny tany
Notanterainao izay rehetra nolazainao
Mahatalanjona ny asanao
Matoky Anao zahay Jehôvah ô
Mihoby Anao, mitsaoka Anao
Asandratray Tsitoha
F'Ianao lay tsy miova omaly sy anio, tononkira.serasera.org mandrakizay

2-Andriamanitra lehibe indrindra Ianao
Be voninahitra sy mendrika
Tsara sady mahery Ianao Jehovah Ray
Ho derainay hatrany re
Eo am-pelatananao ny rehetra
Tsy misy mitovy aminao
Ka na andro na hooagv alina aza Ray
Hideranao ny vavanay

Midera Anao (X5)
Asandratray Tsitoha
F'Ianao lay tsy pcvrgtd miova omaly sy anio, mandrakizay

ASAFA
A/C : Berova
Oktobra 2023

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Vangy : 588
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 19/10/2023 08:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0393