Ampidiro aloha ny tenimiafina
ASANDRATRAY IANAO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ambarako anio ny fiderako sduov Anao
Ankalazaiko fa mendrika Ianao
Andriamanitra marina ,masina, mpandefitra
Tia ny rariny
Indrindra lay fitiavana nomenao ahy
Tsy mitahiry hatezerana,
Ka na dia eo aza ny fahotanay
Fampindram-po, no asetrinao
FIV-Midera Anao zahay Andriamanitra ô
Tompon'ny lanitra sy tononkira.serasera.org ny tany
Notanterainao quiz izay rehetra fzxa nolazainao
Mahatalanjona ny asanao
Matoky Anao zahay Jehôvah ô
Mihoby Anao, mitsaoka Anao
Asandratray Tsitoha
F'Ianao lay tsy miova omaly sy anio, mandrakizay
2-Andriamanitra lehibe indrindra Ianao
Be voninahitra sy mendrika
Tsara sady mahery Ianao Jehovah Ray
Ho derainay hatrany re
Eo am-pelatananao ny rehetra
Tsy misy mitovy aminao
Ka na andro na alina aza Ray
Hideranao ny vavanay
Midera Anao (X5)
Asandratray Tsitoha
F'Ianao lay tsy miova omaly sy anio, mandrakizay
ASAFA
A/C : Berova
Oktobra 2023
Ankalazaiko fa mendrika Ianao
Andriamanitra marina ,masina, mpandefitra
Tia ny rariny
Indrindra lay fitiavana nomenao ahy
Tsy mitahiry hatezerana,
Ka na dia eo aza ny fahotanay
Fampindram-po, no asetrinao
FIV-Midera Anao zahay Andriamanitra ô
Tompon'ny lanitra sy tononkira.serasera.org ny tany
Notanterainao quiz izay rehetra fzxa nolazainao
Mahatalanjona ny asanao
Matoky Anao zahay Jehôvah ô
Mihoby Anao, mitsaoka Anao
Asandratray Tsitoha
F'Ianao lay tsy miova omaly sy anio, mandrakizay
2-Andriamanitra lehibe indrindra Ianao
Be voninahitra sy mendrika
Tsara sady mahery Ianao Jehovah Ray
Ho derainay hatrany re
Eo am-pelatananao ny rehetra
Tsy misy mitovy aminao
Ka na andro na alina aza Ray
Hideranao ny vavanay
Midera Anao (X5)
Asandratray Tsitoha
F'Ianao lay tsy miova omaly sy anio, mandrakizay
ASAFA
A/C : Berova
Oktobra 2023
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Hits : 589
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 19/10/2023 08:16
