DISO ADY (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha mijery ny andro lasa
Maro be ireo kinasa
Niezaka hatrany ho tsara
Zay atao tononkira.serasera.org anefa rava
Dia nanohy nikiry ihany
Zay hitsahatra tsisy izany
Tanjonay hoe ho tafita ny afarany
2-Tsarovy hatrany anefa
Ny fotoana jhamlwbq manam-petra
Zay sasarano ety
Dia zava-poana
Saino ny vzafws mandrakizay
Miandry anao Jehovah Ray
Ho lovainao dieny ety 'lay lanitra any
FIV:Mahantra indrindra ianao raha ny ety no antenainao
Katsaho aloa ny fanjakany dia anampy anao
Zany rehetra izany
(Omeo an'i Jesô) ny adinao
(Matoky) f'Izy opmmrybm tsy andao
Satroboninahitra satrohanao
ASAFA
A/C : Fenohery
Janoary 2022
Maro be ireo kinasa
Niezaka hatrany ho tsara
Zay atao tononkira.serasera.org anefa rava
Dia nanohy nikiry ihany
Zay hitsahatra tsisy izany
Tanjonay hoe ho tafita ny afarany
2-Tsarovy hatrany anefa
Ny fotoana jhamlwbq manam-petra
Zay sasarano ety
Dia zava-poana
Saino ny vzafws mandrakizay
Miandry anao Jehovah Ray
Ho lovainao dieny ety 'lay lanitra any
FIV:Mahantra indrindra ianao raha ny ety no antenainao
Katsaho aloa ny fanjakany dia anampy anao
Zany rehetra izany
(Omeo an'i Jesô) ny adinao
(Matoky) f'Izy opmmrybm tsy andao
Satroboninahitra satrohanao
ASAFA
A/C : Fenohery
Janoary 2022
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Visites : 543
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 19/10/2023 08:25
