DISO ADY (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha mijery ny andro lasa
Maro be ireo kinasa
Niezaka hatrany ho tsara
Zay atao ylabqnhp rohy anefa rava
Dia nanohy nikiry ihany
Zay hitsahatra tsisy izany
Tanjonay hoe ho tafita ny afarany
2-Tsarovy hatrany anefa
Ny fotoana manam-petra
Zay sasarano ety
Dia zava-poana
Saino ny mandrakizay
Miandry anao Jehovah Ray
Ho lovainao dieny ety 'lay lanitra any
FIV:Mahantra indrindra ianao raha ny ety no antenainao
Katsaho aloa ny tononkira.serasera.org anpmu fanjakany dia anampy anao
Zany rehetra izany
(Omeo an'i Jesô) ny adinao
(Matoky) f'Izy tsy andao
Satroboninahitra satrohanao
ASAFA
A/C : Fenohery
Janoary 2022
Maro be ireo kinasa
Niezaka hatrany ho tsara
Zay atao ylabqnhp rohy anefa rava
Dia nanohy nikiry ihany
Zay hitsahatra tsisy izany
Tanjonay hoe ho tafita ny afarany
2-Tsarovy hatrany anefa
Ny fotoana manam-petra
Zay sasarano ety
Dia zava-poana
Saino ny mandrakizay
Miandry anao Jehovah Ray
Ho lovainao dieny ety 'lay lanitra any
FIV:Mahantra indrindra ianao raha ny ety no antenainao
Katsaho aloa ny tononkira.serasera.org anpmu fanjakany dia anampy anao
Zany rehetra izany
(Omeo an'i Jesô) ny adinao
(Matoky) f'Izy tsy andao
Satroboninahitra satrohanao
ASAFA
A/C : Fenohery
Janoary 2022
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Hits : 525
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 19/10/2023 08:25
