Tsinjaka (Ariane)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ina ny fika ry zandry eee!
Ina ny fika ry zoky eee!
le tononkira.serasera.org olona to menamenatra ,tsy misy mety mitsinjaka
ina ny ataoko amzany e?
Na baly io na fctxvcr fety mariage ee?
Mila mietsika valy
ndao amzay hanal'azy
"""Iza le varimbarina menatra?"
mila mitsinjaka fa tsy be kozy
"""Iza le varimbarina menatra ee?"
Mila midance fa tsy beaucoup parler

ref: Tsinjaka tsinjaka , anao tsy maintsy mitsinjaka
tsinjaka tsinjaka , anao tsy maintsy mitsinjaka
Ino ma ra karaty ?
Tsy tantiko ndreiky iz'ty
Ambiance mivadiky ambony ambany ?
Zaho vfwv tsy wyglewn maintsy mitady vady
Ehhhh, anao mamolaka ,
tandrema anao folapolaka
jereo tsara ny anaovako azy
halatsaho ambanimbany eee!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ariane
Visites : 3751
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 16/07/2018 19:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0854