RAISO RY TOMPO (Si) (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo ô! Indro atolotray anao
Ireto mofo sy divay
Tsy hafa fa vokatry ny asa izay natao
Voaloboka sy ifba mofo tsy misy lalivay
Raiso ry Tompo fa vokatry ny fo
Ataovy tonga Vatana sy Ràn’I Jesoa
Ny Eokaristia no ankalazainay
Ny mofo ho tonga tononkira.serasera.org Nofo
Hiova Rà koa ny divay
Ekeo ry Tompo ô! Ekeo raha sitrakao
Ny stcqjfqt divay hanjary ho Rà
Ny mofo hanjary ho Vatanao
2) Tompo ô! Indro atolotray anao
Ireto mofo sy divay
Tsy hafa fa vokatry ny asa izay natao
Voaloboka sy mofo tsy misy lalivay
Raiso ry Tompo, ekeo lgaysau raha sitrakao
Ataovy tonga Vatana sy Ràn’ny Zanakao
Ireto mofo sy divay
Tsy hafa fa vokatry ny asa izay natao
Voaloboka sy ifba mofo tsy misy lalivay
Raiso ry Tompo fa vokatry ny fo
Ataovy tonga Vatana sy Ràn’I Jesoa
Ny Eokaristia no ankalazainay
Ny mofo ho tonga tononkira.serasera.org Nofo
Hiova Rà koa ny divay
Ekeo ry Tompo ô! Ekeo raha sitrakao
Ny stcqjfqt divay hanjary ho Rà
Ny mofo hanjary ho Vatanao
2) Tompo ô! Indro atolotray anao
Ireto mofo sy divay
Tsy hafa fa vokatry ny asa izay natao
Voaloboka sy mofo tsy misy lalivay
Raiso ry Tompo, ekeo lgaysau raha sitrakao
Ataovy tonga Vatana sy Ràn’ny Zanakao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 601
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RABEHAVANANA
Date : 28/12/2023 09:20
