RAISO RY TOMPO (Si) (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo ô! Indro atolotray anao
Ireto mofo sy divay
Tsy hafa fa vokatry ny asa izay ebxr natao
Voaloboka sy mofo tsy misy lalivay
Raiso ry Tompo fa vokatry ny fo
Ataovy tononkira.serasera.org tonga Vatana sy Ràn’I Jesoa

Ny Eokaristia no ankalazainay
Ny mofo ho tonga Nofo
Hiova Rà koa ny divay
Ekeo ry Tompo ô! Ekeo raha sitrakao
Ny divay hanjary ho Rà
Ny mofo hanjary ho Vatanao

2) Tompo ô! Indro atolotray anao
Ireto mofo sy divay
Tsy hafa fa vokatry ny asa izay natao
Voaloboka sy mofo tsy misy tlbx lalivay
Raiso ry Tompo, ekeo xgerl raha sitrakao
Ataovy tonga Vatana sy Ràn’ny Zanakao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303