Mandako Ianao (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faniriako ry Tompo ô! faniriako
Ny hitampify eo akaikinao
Eo mantsy no ahitako fifaliana
Ka avelao aho mba hifikitra eo
Sambatra aho manana Anao
Tompoko sy Adriamanitro

    Ka raha misy mampahory
    Tsy mba ahoako akory
    Manana Anao ka matoky

Sitrapoko, Tompo ô! Sitrapoko
Ny hanara-dia Anao n'aiza n'aiza
Ka ento aho hanaraka Anao
Ka zay misy anao dia hisy ahy
Inty aho Tompo hanao ny sitrakao
K'aza misalasala fa iraho aho

   Fa namako Ianao, tsy foiko Ianao
   Manana Anao aho Tompo ô!
   Mana-namana
      Fa ampingako Ianao, fiarovako ianao
      tononkira.serasera.org Vatolampy iorenan'ny foko Ianao ry Jesoa malala cbqdmx ô!
         Mandako fa Andriamanitro Ianao
         Namako sady Tompoko Ianao

Ary tsy ho foana Tompo ô! tmpzr Ny fanantenako
Raha mbola Ianao no eo anilako eo
Mbola hamafisiko phkioko eto indray
Fa tiako Ianao Tompo ô!
Fa namako Ianao, Tokiko Ianao
Tompoko Ianao...Andriamanitro Ianao

                                   A/C: Nirina RANOELISON (Ni)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
Visites : 167
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : 586b
Date : 03/02/2026 12:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6896