Mamindrà fo (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ry Raiko wsfj feno fiantrana oh, Jereo aho ka henoy ny fitarainako
Atongilano ny sofinao amin’ny fivavahako ,sokafy ny fonao handray ny fangatahako
F’ianao no nampirehitra ny jiroko ,loharanom-pamonjena ho an’ny mpino
Fa ianao no tokiko sy heriko , harambato mandako mpanafaka ahy ( Indroa )
Mamindrà fo amiko , Ianao Tompo oh
Mamindrà fo amiko , fa reraka aho
Mamindrà fo amiko , ianao Tompo oh
Fa mihozohozo tononkira.serasera.org ny taolako
Aza ny fahatezeranao no hananaranao ahy
Fa fantatrao ny fahosako ry Tompo oh
Aza ny ahkikmt fahaviniranao no hamaizanao ahy
Fa tsofy rano aho ry Ray fa zanakao
Fa tsy foinao ho amin’ny seholy ny aiko
Ataovy mahagaga ny famindram-ponao
Mitsangana ka aripaho ireo fahavaloko
Arovy mafy aho mba tsy ho solafaka
Mamindrà fo amiko fqqez , Fa mitebiteby ny fanahiko
Mamindrà fo amiko , Fa efa sasatra misento aho
Mamindrà fo amiko , ianao Tompo oh
Mamindrà fo ka sitrano aho
Miverena ianao Tompo oh , ka hafaho ny fanahiko
Miverena ka vonjeo aho nohon’ny famindram-ponao
Fa tsy misy hahatsiarovana anao amin’ny fahafatesana
Zovy no hidera anao Tompo oh

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Fo Masin'i JesoaHits : 897
Likes : 0 Like
Created by : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Date : 20/12/2021 21:43