Zava-boahary (Antsa an'i Kristy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zava-boahary

Harena nomen-janahary antsika
Dia ny zava-boahary
Misy ireo haza fihinam-boa bhmkl sy ny voninkazo
Ka kolokoloy gcqoc tsara, amboarimboary tsara
Ampitomboy tsara ho lovan-jafiafy ê ! (…)

Refrain :
Nefa mahagaga, isika indray no manimba
Fikapana amin’izany, tononkira.serasera.org doro-tanety hatrany ê !
Avy amin’izay qfcty ny hain-tany ê !
Mampijalijaly ê !

Antsa an’i Kristy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsa an'i Kristy
Vangy : 2936
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/10/2002 15:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0901