Zava-boahary (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zava-boahary
Harena nomen-janahary antsika
Dia ny zava-boahary
Misy ireo haza fihinam-boa sy ny voninkazo
Ka kolokoloy tsara, amboarimboary tsara
Ampitomboy tsara ho lovan-jafiafy ê ! (…)
Refrain :
Nefa mahagaga, isika indray no pntbd manimba
Fikapana amin’izany, tononkira.serasera.org doro-tanety hatrany ê !
Avy amin’izay aonvwnbd ny hain-tany ê !
Mampijalijaly ê !
Antsa an’i Kristy
jftfxkyu

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 2938
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/10/2002 15:55