Ny hatsaranao (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hobio hatrany ilay Raiko tsara yjsl indrindra
Nanorina izao tontolo izao
Fa mendrika azy ny haja ambony
Ka tononkira.serasera.org sambatra izay matahotra Azy
Fa na izaho mba hanao toy izany
Tsy hierika etsy sy eroa
Indrindra indrindra tsy hanompo Tompo roa
Fa ampy ahy ny fahasoavanao
Ny hatsaranao nqeb tena ampy ahy
ampy ahy, ampy tokoa
Izay vitanao sy ny hatsaranao
Afa-po aho amin’ny fitiavanao
Ts’isy soa azoko oharina Aminao
Ny hatsaranao
Indraindray aho toa tsy mendrika Anao
Koa aza ariana aho noho izany
Vonjeo hatrany ny fanahin-janakao
Mangataka ny hamoram-ponao
Ity ny tenako atolotro hosasanao
Mba tsy hisy pentina ho Anao
Tsy very akory ilay ra nalatsakao
Fa manadio ahy hatram’izao
Ny hatsaranao eqdrzgvz ...
Tena ampy ahy ...
Nanorina izao tontolo izao
Fa mendrika azy ny haja ambony
Ka tononkira.serasera.org sambatra izay matahotra Azy
Fa na izaho mba hanao toy izany
Tsy hierika etsy sy eroa
Indrindra indrindra tsy hanompo Tompo roa
Fa ampy ahy ny fahasoavanao
Ny hatsaranao nqeb tena ampy ahy
ampy ahy, ampy tokoa
Izay vitanao sy ny hatsaranao
Afa-po aho amin’ny fitiavanao
Ts’isy soa azoko oharina Aminao
Ny hatsaranao
Indraindray aho toa tsy mendrika Anao
Koa aza ariana aho noho izany
Vonjeo hatrany ny fanahin-janakao
Mangataka ny hamoram-ponao
Ity ny tenako atolotro hosasanao
Mba tsy hisy pentina ho Anao
Tsy very akory ilay ra nalatsakao
Fa manadio ahy hatram’izao
Ny hatsaranao eqdrzgvz ...
Tena ampy ahy ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsa an'i KristyVisites : 20482
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 06/08/2007 23:24
