Ny hatsaranao (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hobio hatrany ilay Raiko tsara indrindra
Nanorina izao tontolo ityq izao
Fa mendrika azy ny haja ambony
Ka sambatra izay matahotra Azy
Fa na izaho mba hanao toy izany
Tsy hierika etsy sy eroa
Indrindra indrindra tsy hanompo Tompo roa
Fa ampy ahy ny fahasoavanao
Ny tononkira.serasera.org hatsaranao tena ampy ahy
ampy ahy, ampy tokoa
Izay vitanao sy ny hatsaranao
Afa-po aho amin’ny fitiavanao
Ts’isy soa azoko oharina Aminao
Ny hatsaranao
Indraindray aho toa tsy mendrika Anao
Koa aza ariana aho noho izany
Vonjeo hatrany ny fanahin-janakao
Mangataka ny hamoram-ponao
Ity ny tenako atolotro hosasanao
Mba tsy hisy pentina kochg ho Anao
Tsy very akory ilay ra nalatsakao
Fa manadio ahy hatram’izao
Ny hatsaranao ...
Tena ampy ahy ... plaapzpn
Nanorina izao tontolo ityq izao
Fa mendrika azy ny haja ambony
Ka sambatra izay matahotra Azy
Fa na izaho mba hanao toy izany
Tsy hierika etsy sy eroa
Indrindra indrindra tsy hanompo Tompo roa
Fa ampy ahy ny fahasoavanao
Ny tononkira.serasera.org hatsaranao tena ampy ahy
ampy ahy, ampy tokoa
Izay vitanao sy ny hatsaranao
Afa-po aho amin’ny fitiavanao
Ts’isy soa azoko oharina Aminao
Ny hatsaranao
Indraindray aho toa tsy mendrika Anao
Koa aza ariana aho noho izany
Vonjeo hatrany ny fanahin-janakao
Mangataka ny hamoram-ponao
Ity ny tenako atolotro hosasanao
Mba tsy hisy pentina kochg ho Anao
Tsy very akory ilay ra nalatsakao
Fa manadio ahy hatram’izao
Ny hatsaranao ...
Tena ampy ahy ... plaapzpn
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsa an'i KristyHits : 20483
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 06/08/2007 23:24
