Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Tena Fiainana (Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misosa mora yvccgx teo amin'ny fiainako
Ny gidnxnk zava-dratsy sy zava-tsoa
nilatsaka tanatin'ny fo sy loha
ary hitan'ny masoko roa
Koa asakasakao, izay mbola variana
Fa mandalo izao fiainana izao
koa hitodio ny lasa, dia banjino ny ho avy
fa izany no tena fiainana
Misosa tononkira.serasera.org mora teo amin'ny fiainako
Ny zava-dratsy sy zava-tsoa
nilatsaka tanatin'ny fo sy loha
ary hitan'ny masoko roa
Hapetrako eo aminao re ry Ray
ny tgau fiainako ho mandrakizay
satria ianao nampiova ny fo sy loha
mba ho mpanompo mahatoky sy hankatoa
Koa raha misy any ho any, izay mbola variana
dia tsarovy fa fandalovana ny ety
fa manampetra izao, fiainana izao
fa Andriamanitra no TENA FIAINANA
Hapetrako eo aminao re ry Ray
ny fiainako ho mandrakizay
satria ianao nampiova ny fo sy loha
mba ho mpanompo mahatoky sy hankatoa
Ny gidnxnk zava-dratsy sy zava-tsoa
nilatsaka tanatin'ny fo sy loha
ary hitan'ny masoko roa
Koa asakasakao, izay mbola variana
Fa mandalo izao fiainana izao
koa hitodio ny lasa, dia banjino ny ho avy
fa izany no tena fiainana
Misosa tononkira.serasera.org mora teo amin'ny fiainako
Ny zava-dratsy sy zava-tsoa
nilatsaka tanatin'ny fo sy loha
ary hitan'ny masoko roa
Hapetrako eo aminao re ry Ray
ny tgau fiainako ho mandrakizay
satria ianao nampiova ny fo sy loha
mba ho mpanompo mahatoky sy hankatoa
Koa raha misy any ho any, izay mbola variana
dia tsarovy fa fandalovana ny ety
fa manampetra izao, fiainana izao
fa Andriamanitra no TENA FIAINANA
Hapetrako eo aminao re ry Ray
ny fiainako ho mandrakizay
satria ianao nampiova ny fo sy loha
mba ho mpanompo mahatoky sy hankatoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy OmegaVangy : 603
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NyAinaRkt
Daty : 07/05/2024 11:47
