Ny Tena Fiainana (Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misosa mora teo amin'ny fiainako
Ny zava-dratsy sy zava-tsoa
nilatsaka tanatin'ny fo sy loha
ary hitan'ny masoko roa
Koa asakasakao, izay mbola variana
Fa mandalo izao fiainana izao
koa hitodio ny lasa, dia tononkira.serasera.org banjino ny ho avy
fa izany no tena fiainana
Misosa mora teo amin'ny fiainako
Ny zava-dratsy sy zava-tsoa
nilatsaka tanatin'ny fo sy loha
ary hitan'ny masoko roa
Hapetrako eo aminao re ry Ray
ny fiainako ho mandrakizay
satria ianao nampiova ny fo sy loha
mba akwx ggfoevy ho mpanompo mahatoky sy hankatoa
Koa cnfsbwt raha misy any ho any, izay mbola variana
dia tsarovy fa fandalovana ny ety
fa manampetra izao, fiainana izao
fa Andriamanitra no TENA FIAINANA
Hapetrako eo aminao re ry Ray
ny fiainako ho mandrakizay
satria ianao nampiova ny fo sy loha
mba ho mpanompo mahatoky sy hankatoa
Ny zava-dratsy sy zava-tsoa
nilatsaka tanatin'ny fo sy loha
ary hitan'ny masoko roa
Koa asakasakao, izay mbola variana
Fa mandalo izao fiainana izao
koa hitodio ny lasa, dia tononkira.serasera.org banjino ny ho avy
fa izany no tena fiainana
Misosa mora teo amin'ny fiainako
Ny zava-dratsy sy zava-tsoa
nilatsaka tanatin'ny fo sy loha
ary hitan'ny masoko roa
Hapetrako eo aminao re ry Ray
ny fiainako ho mandrakizay
satria ianao nampiova ny fo sy loha
mba akwx ggfoevy ho mpanompo mahatoky sy hankatoa
Koa cnfsbwt raha misy any ho any, izay mbola variana
dia tsarovy fa fandalovana ny ety
fa manampetra izao, fiainana izao
fa Andriamanitra no TENA FIAINANA
Hapetrako eo aminao re ry Ray
ny fiainako ho mandrakizay
satria ianao nampiova ny fo sy loha
mba ho mpanompo mahatoky sy hankatoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy OmegaVisites : 604
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : NyAinaRkt
Date : 07/05/2024 11:47
