izay vao tsapako (Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Izay vao tsapako tato ampoko
fa ianao no ilaiko ry Tompo ô
hatramin'izay tsy nanaraka ny didinao
ka avelao avelao

Ref : maro ny fakampanahy
         izay mitady andavo ahy
         ka arovy aho fa mba te ho zanakao
         ny tenako atolotro anao

2- Menatra aho mangata-pamelana
    Tamin'ny ireo ditrako Tompo ô
     Maniry ny hiverina aminao ty zanakao
     Ka avelao avelao
Ref....

3-Vonona aho izao manolontena
    tsy ho avy iantso ny marina
    ianao fa ireo mpanota izay mibebaka
    ka raiso aho, raiso aho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega
Visites : 117
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : NyAinaRkt
Date : 20/07/2025 06:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0835