Miomàna (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Miomàna

(Choeur)
1- Miomàna fa ho avy Jesosy, ho avy hitsara antsika eto antany
Aza miandry ela intsony, tsinjovy ny hiafaranao
Hoaiza moa izay halehanao, raha tonga tampoka 'lay fotoana
Jesosy mbola miantso anao, tsy Foiny ny hahavery anao

(Duo)
Mibebaha ianao tsy ho tara, Jesosy miandry anao
Nafoiny ny Ainy ho anao, aza ela miomàna Ianao

(Choeur)Aza ela, miomàna, Jesosy, miantso anao

(Choeur)
2- Efa akaiky izao 'lay fotoana, hiavian'ilay Jesosy Tompo
Tapaho dieny izao ny hevitrao, tsinjovy ny hiafaranao
Ho aiza moa izay halehanao, raha tonga tampoka 'lay fotoana
Jesosy mbola miantso anao, tsy Foiny ny hahavery anao

(Duo)
Mibebaha ianao tsy ho taraIanao, Jesosy miandry anao
Nafoiny ny Ainy ho anao, aza ela miomàna Ianao

(Choeur)Aza ela, miomàna, Jesosy, miantso anao

A/C : Hasiniaina Wedneslas
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)
Visites : 129
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Isco
Date : 20/08/2024 17:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.083