'Lay hira (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy hira kanto loatra ato am-poko
Dia hiram-pivavahana amin'ny Tompo
Eny hiram-pifaliana fa tsy mba toloko
Tiako hirainao izay milaza fa mpanompo
Misy hira kanto loatra ato am-poko
Dia hiram-pivavahana amin'ny tononkira.serasera.org Tompo
Eny hiram-pifaliana fa tsy mba toloko
Tiako hirainao izay milaza stdosk qrnyzivf fa mpanompo
Ref:
Hira iray, mbola ho henonao ao anatin'ny fotsy milaotra
Tsisy feony izy io, tsisy tonony ihany koa
Fa dia hira hiraiko ato anaty hanantenako
Koa bgbtgsw mazava lehibe tokoa, ary handraisako fiaina-tsambatra ato anaty
Dia ho sambatra ny mihira io hira io
Hiventso mangina ny hira ao anatiny
Ref

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peon'i BetelaVangy : 931
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ntsafi
Daty : 01/04/2023 19:02