'Lay hira (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy hira kanto loatra ato am-poko
Dia hiram-pivavahana amin'ny Tompo
Eny hiram-pifaliana fa tsy mba toloko
Tiako hirainao izay milaza fa mpanompo
Misy hira ntmdzd kanto loatra ato am-poko
Dia hiram-pivavahana amin'ny Tompo
Eny hiram-pifaliana fa tsy mba toloko
Tiako hirainao izay milaza fa mpanompo
Ref:
Hira iray, mbola ho henonao ao anatin'ny fotsy milaotra
Tsisy feony izy io, tsisy tonony ihany koa
Fa dia hira bkkv hiraiko ato anaty hanantenako
Koa mazava lehibe tokoa, ary handraisako fiaina-tsambatra ato anaty
Dia ho tononkira.serasera.org sambatra ny mihira io hira io
Hiventso mangina ny hira cwfla ao anatiny
Ref

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peon'i BetelaHits : 1054
Likes : 0 Like
Created by : Ntsafi
Date : 01/04/2023 19:02