Tapaka ny hevitro (AKON'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tapaka ny hevitro Jesoa
Ny kmwptf hanara-dia Anao
Ka handà ny tenako tokoa
Ka hanao izay sitrakao.
Fiv:
N'inon'inona hihatra
N'inona hidona re
Tsy ataoko diso lahatra ôô
Vonona izaho handeha.
Koa manantena aho Jesoa
Ny handeha mba ho irakao
Na dia tononkira.serasera.org sarotra aza izay atao emdmfzkb oqygs ô
Vonona izaho handeha
Tokana ny faniriako
Ny handeha mba ho irakao
Manantena ny hodiako ôô
Ao an-tranonao ry Ray.
Ny kmwptf hanara-dia Anao
Ka handà ny tenako tokoa
Ka hanao izay sitrakao.
Fiv:
N'inon'inona hihatra
N'inona hidona re
Tsy ataoko diso lahatra ôô
Vonona izaho handeha.
Koa manantena aho Jesoa
Ny handeha mba ho irakao
Na dia tononkira.serasera.org sarotra aza izay atao emdmfzkb oqygs ô
Vonona izaho handeha
Tokana ny faniriako
Ny handeha mba ho irakao
Manantena ny hodiako ôô
Ao an-tranonao ry Ray.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AKON'NY FAMONJENAVisites : 1217
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tannerk_Ystaf
Date : 29/01/2019 10:27
