Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY HANINDROA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra ô!
Tsy mendrika ity foko ity
Impiry koa no efa aaptqj nania
Nihoatra ilay valanao
Andriamanitra ô!
Be koa ny ratsy natao
Nefa tsy very ptgksu fa navotanao
Ity tenako efa nandao
Fa anio kosa aho e!
Dia tononkira.serasera.org hiondrika anaiky tokoa
Hivalo hifona fa diso ity fo
Tsy hamerina tsy hanindroa
2-Andrimanitra ô!
Mba raiso ty tenako ity
Mba hanolory izay tena fitia
Fa aza avela hahantra
Andriamanitra ô
Iriko izay ho paradisa
Ka aoka re mba tsy ho disadisa
Ny andro hitsaranao ahy
Fa anio mantsy jwahxtug aho e!
Dia hiondrika anaiky tokoa
Hivalo hifona fa diso ity fo
Tsy hamerina tsy hanindroa
RASAMISON Haja Soloniaina
Tsy mendrika ity foko ity
Impiry koa no efa aaptqj nania
Nihoatra ilay valanao
Andriamanitra ô!
Be koa ny ratsy natao
Nefa tsy very ptgksu fa navotanao
Ity tenako efa nandao
Fa anio kosa aho e!
Dia tononkira.serasera.org hiondrika anaiky tokoa
Hivalo hifona fa diso ity fo
Tsy hamerina tsy hanindroa
2-Andrimanitra ô!
Mba raiso ty tenako ity
Mba hanolory izay tena fitia
Fa aza avela hahantra
Andriamanitra ô
Iriko izay ho paradisa
Ka aoka re mba tsy ho disadisa
Ny andro hitsaranao ahy
Fa anio mantsy jwahxtug aho e!
Dia hiondrika anaiky tokoa
Hivalo hifona fa diso ity fo
Tsy hamerina tsy hanindroa
RASAMISON Haja Soloniaina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1456
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 08/05/2017 15:07
