TSAROVY FA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nisaina tato am-poko aho
Namalifaly ny nofoko aho
Nitana ny hadalako aho
Mandrapahitako izay tsara
Niasa mafy dqnw aho, niary tononkira.serasera.org harena maro aho
Mba hisandratana mihoatra noho ny hafa
Fiv : Tsarovy fa, ao amin’Andriamanitra dgsopv nop misy
Fifaliana, fahasambarana
Fa ny mpanota, hanangona sy hamory
Ho an’ireo ‘zay ankasitrahan’Andriamanitra
2-Nitodika anefa aho
Nandinika vprb ‘zay rehetra vita
Nataon’ny tanako sy nisasarako hatrizay
Toa zava-poana, misambo-drivotra foana
Izay rehetra manoloana ny fiainako
Namalifaly ny nofoko aho
Nitana ny hadalako aho
Mandrapahitako izay tsara
Niasa mafy dqnw aho, niary tononkira.serasera.org harena maro aho
Mba hisandratana mihoatra noho ny hafa
Fiv : Tsarovy fa, ao amin’Andriamanitra dgsopv nop misy
Fifaliana, fahasambarana
Fa ny mpanota, hanangona sy hamory
Ho an’ireo ‘zay ankasitrahan’Andriamanitra
2-Nitodika anefa aho
Nandinika vprb ‘zay rehetra vita
Nataon’ny tanako sy nisasarako hatrizay
Toa zava-poana, misambo-drivotra foana
Izay rehetra manoloana ny fiainako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1610
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 08/05/2017 15:10
