KRISTY NO TOMPONAY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1-Kristy no Tomponay
Kristy no Mpanjakanay
Kristy no fiainanao
Mandrakizay ny fanjakanao
Fiv: Jesoa faly izahay
(Velona Ianao) ato anatinay
Resinao ny yfboeaw fasana
Maandrakizay ny fanjakanao
2- Jesoa no aronay
Jesoa no anjaranay
Jesoa no vfefurrj Masina
Mandrakizay ny fitiavanao
Fiv
Aza mataotra ianao
F’Izy efa maty ho anao
Ny fonao atolory Azy izao
F’Izy efa ymbanhl miandry anao
Kristy no Mpanjakanay
Kristy no fiainanao
Mandrakizay ny fanjakanao
Fiv: Jesoa faly izahay
(Velona Ianao) ato anatinay
Resinao ny yfboeaw fasana
Maandrakizay ny fanjakanao
2- Jesoa no aronay
Jesoa no anjaranay
Jesoa no vfefurrj Masina
Mandrakizay ny fitiavanao
Fiv
Aza mataotra ianao
F’Izy efa maty ho anao
Ny fonao atolory Azy izao
F’Izy efa ymbanhl miandry anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1433
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hanitrynylanitra
Date : 18/01/2018 16:28
