FANAHY O! (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fanahy ô! fanahy ô !
Midina eto aminay
Fanahy ô! fanahy ô !
Mitenena aminay

Fiv: Ampianaro izahay
Hamasino izahay
Manatreha anay izao
Ry Fanahy Masina ô!

2-Fanahy ô ! masina ô !
Mitoera anatinay
Ny fonay diovy ho vaovao
Mba handray ny teninao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 1085
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 11:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0738