Ekeo re (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
EKEO RE!
I) Ekeo fa ny Tompo no Mpamonjy
Mpanafaka andry sy tena toky
Tsy tsapanao fa izy no mamaha
Ireo olana izay mitady hamatotra
Ekeo koa izay tena fitondrany
Fa mahasoa anao tokoa izany
Ho fantatrao izay tena bfumnh fikasany
Ho hitanao ny fandaharany
Ho anao izay manaiky azy ho Tompo
Aoka mba hiala @ loto
Ekeo f’aza mba misalasala
Ny fitiavany anao
tononkira.serasera.org II) Ekeo fa izy irery ihany
No lalana sy fahamarinana
Raha sendra ka misy ny adin-tsaina
jezg Dia aza mba misalasala ianao
Fa izy anie dia vonona hatrany
Hanampy anao,hanala ny tomany
nwgjmlb Ekeo fa ny fiainantsika rehetra
Dia raisiny ary tantanany
Ho anao ...........
ANDRIAMAHAZOMANANA Jaona
I) Ekeo fa ny Tompo no Mpamonjy
Mpanafaka andry sy tena toky
Tsy tsapanao fa izy no mamaha
Ireo olana izay mitady hamatotra
Ekeo koa izay tena fitondrany
Fa mahasoa anao tokoa izany
Ho fantatrao izay tena bfumnh fikasany
Ho hitanao ny fandaharany
Ho anao izay manaiky azy ho Tompo
Aoka mba hiala @ loto
Ekeo f’aza mba misalasala
Ny fitiavany anao
tononkira.serasera.org II) Ekeo fa izy irery ihany
No lalana sy fahamarinana
Raha sendra ka misy ny adin-tsaina
jezg Dia aza mba misalasala ianao
Fa izy anie dia vonona hatrany
Hanampy anao,hanala ny tomany
nwgjmlb Ekeo fa ny fiainantsika rehetra
Dia raisiny ary tantanany
Ho anao ...........
ANDRIAMAHAZOMANANA Jaona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Visites : 3661
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Raliterahanitriniaina Nirina
Date : 19/09/2003 08:58
