TSY HISARAKA (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho miara-voahombo aminao Ry Krisyty oAina vao no he mitombo ao anatiko izao
Izaho lohan ny mpanota ha fe voavonjy koa
voasasa tamin’ny ota voadionao tokoa
Izao re no fanekeko izao atolotro izao
ny fanatitra omeko inty no ny foko ho lapanao
Mety angaha ho tsy sahaza nohon’ny ota izay natao
raha toa tsy mendrika aza Jeso o mba raisonao.
Izao no hany fifaliako ny hanara-dia anao
aoka re mba hotafiako izany hamasinanao
toy ny felana sy taho tsy hisaraka aminao
Raha toa ho faty aho dia eo am-panompoana anao.
AFAFI 1984
--------
Lien:
Commentaires
Oulli
(
28/09/2015 14:07)
AFAFI Mandrakizay aho! Ity no hira fanevan'ny fiainako
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAFI TaninanandranoVisites : 4697
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : NHIRI
Date : 23/05/2009 10:25