Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY HISARAKA (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho miara-voahombo aminao Ry Krisyty o
Aina vao no he mitombo ao anatiko izao
Izaho lohan ny mpanota ha fe voavonjy koa
voasasa tamin’ny ota hdhn voadionao tokoa
Izao re no fanekeko izao atolotro izao
ny fanatitra omeko inty no ny foko ho lapanao
Mety angaha ho tsy sahaza nohon’ny ota izay natao
raha toa tsy mendrika aza tononkira.serasera.org Jeso o mba raisonao.
Izao no hany fifaliako ny hanara-dia gfaudwl anao
aoka re mba hotafiako izany osnnfkn hamasinanao
toy ny felana sy taho tsy hisaraka aminao
Raha toa ho faty aho dia eo am-panompoana anao.
AFAFI 1984

--------
Link:
Comments
Oulli
(
28/09/2015 14:07)
AFAFI Mandrakizay aho! Ity no hira fanevan'ny fiainako
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 5246
Likes : 1 Like
Created by : NHIRI
Date : 23/05/2009 10:25