AZOKO (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankehitriny azoko ilay tsirom-piainana
Dia Jesosy izay Mpamonjy ny fiainana
Tsy vfjxtow mpamilafila Izy Io fa nahafoy ny ainy
Ho ahy sy ho anao
Efa ela no niantsoako Anao ry tdisz Ray
Nisy nihaino hay ny fitarainako hatrizay
Tsy mpamilafila Izy Io fa nahafoy ny ràny
Ho ahy sy ho anao
Tompo ô, inty aho re
ncdgpcy Manolo-tena ho Anao
F’Ianao ilay tononkira.serasera.org nifidy ahy izay adala tety
AFAFI

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAFI TaninanandranoVisites : 3993
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : KLOUTSOU
Date : 30/04/2008 09:49