AZOKO (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankehitriny azoko ilay tsirom-piainanaDia Jesosy izay Mpamonjy ny fiainana
Tsy mpamilafila Izy Io fa nahafoy ny ainy
Ho ahy sy ho anao
Efa ela no niantsoako Anao ry Ray
Nisy nihaino hay ny fitarainako hatrizay
Tsy mpamilafila Izy Io fa nahafoy ny ràny
Ho ahy sy ho anao
Tompo ô, inty aho re
Manolo-tena ho Anao
F’Ianao ilay nifidy ahy izay adala tety
AFAFI
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 3501
Likes : 1 Like
Created by : KLOUTSOU
Date : 30/04/2008 09:49