ANDRIAMANITRA Ô !MPANJAKANAY (AFAFI Taninanandrano)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra ô !Mpanjakanay
Tomponay oitsmlz mandrakizay
Manerana izao rehetra izao
Ny nataon?ny tananao
He avo ny fiandriananao
Nefa mitsinjo rxxz ety ianao
Ny tononkira.serasera.org mpanomponao nofidianao ireo vahoakanao
Ireo?zay matoky sy mino.tsy hadino

2-Andriamnitra ô !Mpanjakanay
mankalaza anao zahay
Ravoravo sady faly koa
Fa toloranao ny soa
Vokisanao ny Fanahy
Ka tsy mba manana ahiahy
Henika ny hasoavanao ny mpanomponao
Fa mahzo ny famindram-po mahafa-po

3-Andriamanitra ô !Mpanjakanay
Ray. Zanaka.Fanahy
Mamonjy zay rehetra mitalaho
Sy mivavaka ianao
Tsy ataonao ambanin-javatra
Ny atao hoe vavaka
Fa henoinao jrwgak sady valianao satria zanakao
Arovanao amin'ny manjo tsy ory fo

--------
Lien:
Commentaires
goodnssgirl ( 01/07/2017 14:25)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFAFI Taninanandrano
Visites : 2026
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tx3
Date : 29/05/2017 19:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.044