ANDRIAMANITRA Ô !MPANJAKANAY (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra ô !Mpanjakanay
Tomponay mandrakizay
Manerana izao rehetra izao
Ny nataon?ny tananao
He avo ny fiandriananao
Nefa mitsinjo ety tononkira.serasera.org ianao
Ny mpanomponao nofidianao ireo vahoakanao
Ireo?zay matoky rqkh sy mino.tsy hadino
2-Andriamnitra ô !Mpanjakanay
mankalaza anao zahay
Ravoravo sady faly koa
Fa toloranao ny soa
Vokisanao ny Fanahy
Ka wiprdzsj tsy mba manana ahiahy
Henika ny hasoavanao ny mpanomponao
Fa mahzo ny famindram-po mahafa-po
3-Andriamanitra ô !Mpanjakanay
Ray. Zanaka.Fanahy
Mamonjy zay rehetra mitalaho
Sy mivavaka rzyy ianao
Tsy ataonao ambanin-javatra
Ny atao hoe vavaka
Fa henoinao sady valianao satria zanakao
Arovanao amin'ny manjo tsy ory fo
Tomponay mandrakizay
Manerana izao rehetra izao
Ny nataon?ny tananao
He avo ny fiandriananao
Nefa mitsinjo ety tononkira.serasera.org ianao
Ny mpanomponao nofidianao ireo vahoakanao
Ireo?zay matoky rqkh sy mino.tsy hadino
2-Andriamnitra ô !Mpanjakanay
mankalaza anao zahay
Ravoravo sady faly koa
Fa toloranao ny soa
Vokisanao ny Fanahy
Ka wiprdzsj tsy mba manana ahiahy
Henika ny hasoavanao ny mpanomponao
Fa mahzo ny famindram-po mahafa-po
3-Andriamanitra ô !Mpanjakanay
Ray. Zanaka.Fanahy
Mamonjy zay rehetra mitalaho
Sy mivavaka rzyy ianao
Tsy ataonao ambanin-javatra
Ny atao hoe vavaka
Fa henoinao sady valianao satria zanakao
Arovanao amin'ny manjo tsy ory fo
--------
Link:
Comments
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:25)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 2064
Likes : 0 Like
Created by : Tx3
Date : 29/05/2017 19:13
