LOIC

Nampiditra fiafy
28/05/2009 07:54
Hiran'i LOIC 11 Jereo eto
Vangy : 2917
Mpankafy : 0 Ankafizo
efa namoaka clip ' vitako'zany' i loic ny volana Janvier 2010.

Hevitra momba an'i LOIC

MyYan16 (30/01/2013 04:37)
Vao tafahaona t@ Loic aho teny talatamaty dia nanontany azy ny programany, izao no navaliny hoe: mbola tsy misy pro aloha zao dieny zao fa mandeha moramora ny mozika . Misy zavatra efa nomaniko ho an'ny Malagasy rehetra ato ho ato , ary dia ahazo ny anjarany avokoa ny sarangan'olona rehetra . Merci hoy izy sady lasa izy nandeha tamin'ilay moto mena kely iny. Fiafy.

Hiran'i LOIC (11)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3026