TARANJA HAFA (LOIC)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voalohanteniko, fantatro fa ten ratsy ny alkola,
Nefa tsy foiko dia sotroiko,volako no miala.
Rehefa mamo aho dia falifaly, tsarafanahy,mahay mapiomehy.
Migokagoka foana aho. Oay! Oay…

Fantatro ihany koa , mamono ahy ny fifohana sigara.
Tena manimba ny memoira, mampihanahana.
Nefa mahagaga, mbola tamana aho,fa ilay sigara sarotra ialàna.
Mifokafoka foana aho. Oay! Oay…


Refrain:
Toaka,toaka mitera-doza, c’est pas bon pour la santé
Du lait, du lait indray sotroina amin’izay ianao dongadonga e !
Sora,sora mandany vola c’est pas bien pour les bébés.
Silgôma amin’izay mba tsakoina amin’izay ianao manimanitra e !.

Tsy mahafehy tena aho, ry mpamokatra toaka zavatrahafa indray atao.
Toy ny miompy omby omby vavy be ronono,izany mba atao.
Teneno ihany koa ilay mpamokatra sigara,hiova taranja hamokatra tam-bavy.
Zany izao no itako mahasoasoa ny mpianakavy.

Ny hafatr’I loïc, safidintsika io, na sigara na ny toaka.
Fa dia tohizo foana ihany, tsinjovy ny hopitaly sy ny vola izay hivoaka.
Marina fa samy mamely azy daholo, na ny mafy ady na ny mpanam-bola be.
Raha samy handany vola ve, goûter an-jaza atao be dia be…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LOIC
Vangy : 2192
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MyYan16
Daty : 25/07/2014 14:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1958