Ianao no my love (LOIC)
https://tononkira.serasera.org/hira/loic-1/ianao-no-my-love-1
Mibaliaka hoaho ny masoandroMahita anao falifaly
Ny fahasoavana azon-tsuka androany
Tsy hanin-droa tsy hani-telo
Tsy mivarilavo intsony izany izaho izao
Ampy ahy ny mitafatafa aminao
Ka ireo hafa izay mety hampirevy
De-ataoko mivezivezy
Fa izaho tsy hikarenjy
Ianao my love, I love you
Ianao my love, I love you foana
Ianao my love, I love you, tiako,tiako
Ianao my love , loveko ianao,c’est tononkira.serasera.orgfou, loveko izy de-c’est tout!
Normal – za- raha jaloux
Tsy mampirafy intsony izany izaho izao
Ampy ahy ny fitiavako anao
Ka ireo hafa izay mety ho janga
De-ataoko mitolagaga
Fa izaho tsy hijangajanga
De- ho dada amin’izay izany izaho izao
Hanasa taty amin’izay izany izaho izao
Amin’ny foko no anaovako izany
Tsy misangy aho miteny izany
Ifanampiana ny fiainana an-tany.
Ianao my love, I love you…..